1502
![Toriteny: Levitikosy 18.1-5](http://www.flm-foibe.org/wp-content/uploads/2020/09/Pastora-Audace-518x294.jpg)
Toriteny: Levitikosy 18.1-5
Speaker: Pastora RATEFIARIVONY Jacques Audace | septembre 14, 2020
FITARIHANTENY Ny bokin’ny Levitikosy dia boky mitantara amintsika ny fombam-pivavahana fanaon’ny zanak’Isiraely. Boky tsy dia be mpamaky loatra izy ity raha mitaha amin’ireo boky 4 hafa ao amin’ ny Pentateoka, izay samy manambara ny...
![Malakia 2 : 17 - 3 : 9](http://www.flm-foibe.org/wp-content/uploads/2020/07/Past-Audace-518x294.png)
Malakia 2 : 17 – 3 : 9
Speaker: Pastora RATEFIARIVONY Jacques Audace | juillet 28, 2020
𝐅𝐈𝐓𝐀𝐑𝐈𝐇𝐀𝐍-𝐓𝐄𝐍𝐘 Ny bokin’ i Malakia dia mirakitra faminaniana enina, izay nampitondraina ny mpaminany Malakia: 1. Fampahatsiarovana ny fitiavan’Andriamanitra an’ny Israely izay vahoaka nofidiny (1.1-5). 2. Fanaovan’ny mpaminany teny mafy ireo mpisorona sy ny vahoaka noho...