Toriteny


II Tesaloniana  2 :1-12

II Tesaloniana 2 :1-12

Misaotra an’Andriamanitra mandrakariva isika noho ny fiahiany ny fiainantsika, manana indray izao tombom-potoana manokana hahavelomana izao. Manatrika ady sarotra isika eo amin’ny fiainantsika ankehitriny, tsy zava-miafina amintsika rehetra izany, kanefa matoky isika fa ny Tompo...


Ny fanantenan’ny mino amin’ny fiaretana fahoriana

Ny fanantenan’ny mino amin’ny fiaretana fahoriana

Speaker: | juillet 31, 2020

𝐅𝐢𝐭𝐚𝐫𝐢𝐡𝐚𝐧-𝐭𝐞𝐧𝐲 Amin’izao hamehana ara-pahasalamana izao dia tandrify tsara ny lahateny anjarantsika anio, mba hifampaharezantsika manolona ny fahoriana sy ny zava-tsarotra izay lalovan’ny firenena ary miantraika amin’nyfiainan’ny isan-tokan-trano koa ary tsy afa-miala amin’izany ny mino. Ny...


Apok.1.7b « … ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin’ny tany. Eny, Amena.”

Zava-dehibe amin’ny fiainana maha-kristiana ny fahafantarana ny antom-pisian’ny fiainana maha-kristiana. Jesosy Kristy tonga nofo niditra teo amin’ny fiainantsika no ivon’izany fiainana maha-kristiana izany, ary Izy no mitondra antsika ho amin’ny làlam-pahasambarana ho amin’ny fiainana mandrakizay....


Ezekiela 43 : 1 – 12

Ezekiela 43 : 1 – 12

Izany teny izany no anjarantsika koa amin’ity fandaharana ity amin’ity fotoana ity. Dia izay milaza ny fiverenan’ny voninahitr’Andriamanitra ho eo amin’ny Israely indray izao teny voalazan’ny mpaminany Ezekiela izao. Teny izay fahitana ny amin’izay hiveranan’ny...


Apokalypsy 2 : 1-11 « Izay maharesy dia havelako hihinana ny avy amin’ny hazon’aina »

Apokalypsy 2 : 1-11 « Izay maharesy dia havelako hihinana ny avy amin’ny hazon’aina »

Speaker: | juillet 28, 2020

𝐅𝐈𝐓𝐀𝐑𝐈𝐇𝐀𝐍-𝐓𝐄𝐍𝐘 Ny Apokalypsy (apokálypsis) na ny “Fanambarana” no Boky farany ao amin’ny Testamenta Vaovao (TV). Araka ny 1:1 amin’ny maha Apokalypsy azy dia Boky izay mampahalala ny marina izay voatahiry ho tsiambaratelo sy voahafina teo...